Hamakafakana ireo vokatra azo nandritra ny andro roa voalohany tamin’ny fifanitsanana handraisana anjara amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany 2022.
Hiresahana ny ho avin’ny mpanazatra Eric Rabesandratana sy ny ekipam-pirenena malagasy.
Iarahana amin’i
Angelo Fernand, mpilalao tamin’ny ekipam-pirenena teo aloha,
Mirado Rakotoharimalala, mpisehatra eo amin’ny baolina kitra,
Andriamanambe Raoto, mpanao gazety.
