FANDAHARANA MANOKANA – Resaka Barea, inona no tohiny ?

Inona no nahomby ary inona no lesona azo raisina sy fanatsarana azo entina taorian’ireny faharesena in-droa miantoana azon’ny ekipam-pirenena malagasy tamin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany ireny ? Inona no mety ho avin’ny mpanazatra Eric Rabesandratana ?
Fandaharana manokana iarahana amin’i :
Angelo Fernand, mpikambana tamin’ny ekipam-pirenena teo aloha,…
Afficher la suite

 

Quitter la version mobile