Ny ivotoerana Sampana Anarahamaso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana (Safidy) , dia nanantanteraka atrikasa ny 11 ka hatramin’ny 15 marsa, ao Ambatonakanga. Izany dia entina hanangonana soso-kevitra hoenti-manatsara ny fandaminana ny fifidianana, hampitomboana ihany koa ny fahaiza-manaon’ny mpanara-maso ny fifidianana. Momba indrindra ny fifidianana solombavam-bahoaka ny 27 May, ny mpiandraikitra ara-teknikan’ny ivotoerana Safidy, Marie Stella Razanamahefa, dia nilaza fa ny kandidà dia tokony hiomana ara-tsaina ary indrindra ara-bola alohan’ny ametrahany ny atontan-taratasy filatsahan-kofidiany. Ny vahoaka koa anefa dia mila mahafantatra ireo adidy sy andraikitr’ireo solombavambahoaka.
SAFIDY
- Categories: À la une, Actualité, Politique
- Tags: ÉlectionsLégislatives
Contenu Similaire
SPORTS BOULES – Les jeunes champions du monde de pétanque de Santa Susana décorés de l’Ordre national
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
ÉNERGIE – La Jirama prévoit une révision de ses contrats avec les producteurs privés d’électricité
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
EXAMEN OFFICIEL – 51,57% de réussite au baccalauréat 2026 dans les régions Atsinanana et Alaotra-Mangoro
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
SANTÉ – Divers projets de modernisation en vue pour les 135 ans du centre hospitalier de Soavinandriana
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
PARLEMENT – Des raisons sanitaires évoquées pour expliquer l’annulation du Forum parlementaire de la SADC à Madagascar, selon l’Assemblée nationale
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026