VAOVAO – MINUTE FLASH 07 JANOARY 2022

– FAMATSIANA HERINARATRA : Ho tapaka tsy latsaky ny adiny roa ny herinaratra hoan’ireo fokontany maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina
– COVID-19 -Miankina amin’ny fivoaran’ny antontan’isan’ireo marary hatramin’ny 10 Janoary no hamaritana ny fepetra hampiharina eto Madagasikara, hoy ny filoha Andry Rajoelina
– FAMOKARANA HERINARATRA : Dimy taona eo ho eo vao tsy hisy intsony ny fampihenana ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara

Quitter la version mobile