-FAMBOLENA – 60%-n’ny voly vary ao Ikongo no potika, hoy ny ben’ny tanàna tao aorian’ny orambe
-FAHASALAMANA – Efa tonga any Mahajanga ny andiany voalohany amin’ireo fanafody sy kojakoja andraisana an-tanana ireo marary maso any an-toerana
-ANKAZOBE – Mitohy ny fanarahan-dia ataon’ny mpitandron’ny filaminana an’ireo olona nitifitra ny ben’ny tananàn’Andranomiely
-HAIADY – Mpikatroka lahy roa sy vavy roa no vinavinain’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo halahatra any Senegaly amin’ny fifaninanana hiadiana ny tapakila ho amin’ny Lalao olaimpika
