VAOVAO – MINUTE FLASH 12 DESAMBRA 2022

-ANTENIMIERAM-PIRENENA – “Manohana hatrany an’i Andry Rajoelina ny depiote maro an’isa”, hoy Christine Razanamahasoa
-BAOLINA KITRA – Mpilalao 20 mahery no efa tonga any Carion hiatrika ny fampivondronan’ny Barea handray anjara amin’ny CHAN
-ANTENIMIERAN-DOHOLONA: Nahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fihaonan’ny governemanta sy ny loholona
-VALAN’ARETINA : Olona iray no maty, ary olona 133 vaovao indray no mitondra ny tsimokaretina covid 19 ny herinandron’ny 3 hatramin’ny 9 desambra 2022

Quitter la version mobile