VAOVAO – MINUTE FLASH 13 JONA 2022

– VALANARETINA – Efa saika nitombo avo roa heny ka tafakatra ho 283 ny isan’ireo mararin’ny Covid-19 izay manaraka fitsaboana amin’izao fotoana izao.
– FAHATAPAHAN- JIRO – Mangataka volana vitsivitsy amin’ireo mpanjifa ny ministry ny Angovo mba hamerenana ny famatsiana herinaratra amin’ny laoniny.
– BAOLINA KITRA – Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ny CFFA Andoharanofotsy rehefa nandresy ny Ajesaia tamin’ny isa 3 noho 0.

Quitter la version mobile