VAOVAO MINUTE FLASH 13 MARTSA 2023

-LOZA AN-DRANOMASINA – Olona 21 no maty ary roa no tsy hita popoka tao aorian’ny faharendrehana sambo tao Ankazomborona, distrikan’i Ambilobe
-VALAN’ARETINA – Olona 52 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny herinandron’ny 3 hatramin’ny 10 Martsa 2023
-FAMPIANARANA AMBONY – Hiandry am-pitoniana ny famahana ireo olana eny amin’ny Anjerimanontolo izay nampanantenaina azy ireo, ireo solotenan’ny mpianatra
-FANKALAZANA – Hanomboka ny 22 marsa ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana 1947 eto Antananarivo

Quitter la version mobile