– VAROTRA : Mbola mandalo fitsirihana ny lavanila aondrana, hoy ny ministera ny Varotra
– FONENANA : Maherin’ny 3 000 ny olona nisoratra anarana hisitraka ny programma Trano iray, tany iray ao Mahajanga
– HETRA : Namoaka tranonkala manokana azon’ny mponina eto Antananarivo Renivohitra ampiasaina mba hanombanany ny hetra trano ny eo anivon’ny Kaominina
– HETSIKA : Hisy ny fiofanana maimaimpoana hatao mandritra ny Herinandron’ny fandraharahana
