VAOVAO – MINUTE FLASH 18 NOVEMBRE 2022

– VAROTRA : Hisokatra ny 22 Novambra ny taom-piotazana litchi
– TSENA : Hapetraka eny Ambohimangakely, Alasora sy Mahitsy ny toeram-pivarotana litchi amin’ny ambongadiny
– ANGOVO : Fatampera nohatsaraina miisa iray hetsy no hovokarin’ny mpanao asa tanana malagasy 50 tohanan’ny tetikasa diabe
– HETSIKA : Nisy fizaham-pahasalamana faobe maimaimpoana ho an’ny ankizy latsaka ny 18 taona natao teny Analakely androany

Quitter la version mobile