VAOVAO – MINUTE FLASH 19 OKTOBRA 2022

– DIPLOMASIA : Nankasitraka ny fankatoavan’i Madagasikara ny fehinkevitry ny Firenena mikambana momba ny raharaha tao Ukraine ny masoivohon’i Etazonia.
– FANATANJAHANTENA : Hanohy fianarana Basketball any Los Angeles i Kristina Rakotobe
– VAROTRA : Nitombo avo efatra heny ny vola nampidirin’ny fanondranana jirofo tao anatin’ny sivy volana tamin’ity taona ity mihoatra ny taona 2021.

Quitter la version mobile