– VALANARETINA : Olona nody avy Eoropa ny enina tamin’ireo olona 63 vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– BAOLINA KITRA/BAREA : Mety hafindra any Maraoka ny lalao ara-pirahalahiana hihaonan’i Madagasikara sy Burkina Faso hanomanana ny fifanintsanana ho amin’ny CAN 2022
– FITANTANANA : Noferana 100 isan’andro ny olona raisin’ny Ivotoerana fakana nomerao eto Antananarivo

