– SAINTE MARIE – Hita tany Ampolahambe, Masoala, ilay lakana nitondra ilay lakana nitondra olona valo
– BASKETBALL – Resin’i Slovenia 74 no ho 71 ny Ankoay ary mitana ny laharana fahatelo ao amin’ny vondrona B
– TONTOLO IAINANA – Olona telo voalaza fa mpamatsy sokatra an-tsokosoko sy mpivarotra sokatra amin’ny tambazotran-tserasera no voasambatra ny faran’ny herinandro teo
– FANATANJAHANTENA – Nahazo medaly volafotsy ny ekipan’i Spencer-Richia nandritra ny Lalao afrikana ambony fasika
