Etsy ange e ! Misy horonan-tsary amin’ny teny malagasy indray ity. Enga anie ka hijery azy ianareo mangataka aminay matetika hoe ataovy teny malagasy izy io. Ny fampiasana indrindra ny teny hoe « ange » sy « anie » no resahinay ao. Teny roa mitovitovy fanonona, afangarontsika ny fampiasa azy matetika nefa dia teny roa samy hafa mihitsy.















